|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandry tsy lavo loha |
| Singan-teny | 2 mandry, 3 tsy, 4 lavo, 5 loha |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
8 mandry amin' ahiahy [1.1] |
| Tovy hevitra | 9 mandry tsirangaranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|